Entry | 1 mampamelovelo |
Part of speech | 2 active verb |
Examples |
3 [2.529#9] Misy vetso misoko atopin' ny zava-boahary mampamelovelo ny fanahiny 4 [2.356#160] Hatramin' ny sakafo gasy anie no nampamelovelo ny fitiavan-tanindrazana! 5 [2.471#60] Hitako eran' ny trano ny mariky ny nandalovan' i Masy, ary mampamelovelo ahy izany |
Root | 6 velovelo |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/22 |
![]() |