Entry (1/2) | 1 manakombona |
Root | 2 kombona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mampifanatona zavatra roa mihataka ka manao izay hifanaronany: Manakombona ny tanana 5 tandremo fa na dia mitovy aza ny hevitra, ny fiteny samy hafa: Manakombona boky, manakatona varavarana, manakimpy ny maso [1.1] |
Explanations in English |
6 to close the lips or a book, etc [1.7] |
Explanations in French |
7 fermer les lèvres; fermer un livre, etc [1.8] |
Examples |
8 Aza manakombona ny vavan' ny omby mively vary. [2.996#] |
Morphology |
|
Analogs | 13 manakatona, manakimpy |
Entry (2/2) | 14 manakombòna |
Root | 15 kombona |
Part of speech | 16 imperative of active verb manakombona [Full list] |
Anagrams | 17 anakombonam, manakombòna, manakombona |
Updated on 2023/01/20 |