Entry | 1 manalehibe |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manalalaka, mampitombo: Manalehibe tokotany Mampitombo ny sary ahitana zavatra: Manalehibe ny zavatra jerena itỳ solomaso itỳ Manitatra, mampitombo filaza: Tsy mety ny manalehibe na manakely ny zavatra natao fa izay izy ihany no izy |
Explanations in English |
4 [1.7] to make bigger or greater |
Explanations in French |
5 [1.8] rendre grand; agrandir |
Examples |
6 [2.996#] Nomenao ahy ny ampinga famonjenao, ary ny hamoram-ponao no miasa manalehibe ahy. |
Root | 7 lehibe |
Morphology |
|
Antonyms | 12 manakely |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word manalehibe |
Updated on 2024/12/12 |
![]() |