Entry (1/2) | 1 manangola |
Root | 2 angola |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (matetika kokoa: manangolanGOla) Manaraka ny sitrapo na ny haitraitran' olona: Loza raha hanangola ny zanany io vehivavy io; mbola hanenenany ihany izany Manisy filatron-kira amin' ny fanamboarana ny feo hiolana kely: Manangolangola feo ery io tovovavy io rehefa mihira am-pahibemaso |
Explanations in English |
5 [1.7] to allow someone to indulge his fancies |
Explanations in French |
6 [1.8] laisser quelqu'un satisfaire ses fantaisies |
Morphology |
|
Synonyms | 11 manangolangola |
Entry (2/2) | 12 manangolà |
Root | 13 angola |
Part of speech | 14 imperative of active verb manangola [Full list] |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/21 |