Entry | 1 mananotena |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Olona miahy tena irery, mikarakara tena irery, olona tsy manambady Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny mananotena |
Explanations in French |
4 [1.3][manano tena] veuf, veuve, célibataire |
Examples |
5 [2.5] Zanaky ny manano tena, tsy ory tsy manana, saingy mpiasan' ny tranombarotra ngeza iray teto Toamasina izy |
Elementary words | 6 manano, tena |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/07 |
![]() |