|
|
|
|

Entry1  manao fe manao
Elementary words  2  manao, fe
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa) [1.1]
Explanations in English  5  to just do something, to do something without care or zeal [1.7]
Explanations in French  6  Faire à peu près, par manière d’acquit [1.3]
7  faire une chose comme-ci comme-çà [1.8]
Antonyms  8  manaodiamanao

Updated on 2023/01/01