|
|
|
|

Entry1  manao fe manao
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] zara raha manao, manao tsy zarizary. (Tsara homarihina fa ity teny itỳ dia mifanohitra amin' ilay teny hoe: "dia", izay mitovy fampiasa indrindra aminy fa ny heviny kosa mifanohitra amin' ny azy: Manao dia manao: tena manao marina tokoa)
Explanations in English  4  [1.7] to just do something, to do something without care or zeal
Explanations in French  5  [1.3] Faire à peu près, par manière d’acquit
6  [1.8] faire une chose comme-ci comme-çà
Elementary words  7  manao, fe
Antonyms  8  manaodiamanao

Updated on 2024/12/12