|
|
|
|

Entry1  manao soa volovoloina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana fanaovana soa olona nefa andatsalatsana sy imenomenonana any aoriana; manao soa arahin-datsa
Explanations in French  4  [1.3] faire un bien chevelu: faire du bien tout en faisant des reproches
Elementary words  5  manao, soa, volovoloina

Updated on 2024/12/07