|
|
|
|

Entry1  manao tompon-trano mihono
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny olona tokony hahalala zavatra noho izy eo akaiky, nefa tsy mahalala afa-tsy amin' ny alalan' ny filazan' ny olona
Elementary words  4  manao, tompon-trano, mihono

Updated on 2024/12/07