Entry | 1 manatakolaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitily, mihaino (olona) amim-pitampifiana ao ambadiky ny zavatra iray mba tsy ho hita: Nisy olona nanakolaka anao teny an-tsena fa tsy tsikaritrao Misafelika, mihodivitra: Nanakolaka ny tranonay Ikoto mba hanampoka anay |
Root | 4 takolaka |
Morphology |
|
Synonyms | 8 manakolaka |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |