Entry |
manatsaka
(hatsaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
[1.1]
|
| Mandidy sisim-boky mba hampitovy azy. Manaisotra ny faritra tsy ilaina [1.13]
|
Explanations in English | To cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand. [1.2]
|
Explanations in French | Façonner Entailler [1.13]
|
Morphology |
Present : |
manatsaka |
Past : |
nanatsaka |
Future : |
hanatsaka |
Imperative : |
manatsaha |
|
|
Entry |
manatsaka
(tsaka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manatsaka |
Past : |
nanatsaka |
Future : |
hanatsaka |
Imperative : |
manatsakà |
|
|
Entry |
manatsakà
(tsaka)
|
Part of speech | imperative of active verb manatsaka
|
|