|
|
|
|

Entry (1/3)1  manatsaka
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mampitovy tantana, manitsy amin' ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana: Manatsaka taratasy
4  [1.13] mandidy sisim-boky mba hampitovy azy
manaisotra ny faritra tsy ilaina
Explanations in English  5  [1.2] to cut the edge regularly, to straighten, to arrange beforehand.
Explanations in French  6  [1.13] façonner
entailler
Vocabulary  7  Economy: printing, drawing
Root  8  hatsaka
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  mampitovy tantana, mamarana, manaratsaka

Entry (2/3)14  manatsaka
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.1] Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy amin' izany
Root  17  tsaka
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :

Entry (3/3)22  manatsakà
Part of speech  23  imperative of active verb manatsaka [Full list]
Root  24  tsaka

Anagrams  25  anatsakam, manatsaka, manatsakà, natsamaka

Updated on 2025/04/19