|
|
|
|

Entry (1/2)1  manavotra
Root  2  avotra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manao izay hahavonjy olona tao anatin' ny loza na notandindomin-doza; mamonjy: Ianao, dokotera, no nanavotra ny zanakay tamin' ny fahafatesana
Manafaka amin' ny fahaverezana, fanandevozana: Vitsy ny mpanompo afaka nanavo-tena taloha
Mividy indray ny efa an' ny tena taloha: Mikasa ny hanavotra ilay tranoko lasan-dRajao tamin' ny herintaona aho, saingy tsy ampy kely ny volako
Explanations in English  5  [1.2, 1.7] to redeem, to ransom
Explanations in French  6  [1.8] racheter, rançonner; sauver
Examples  7  manavotra ny mpikambana koa izahay. [2.445#]
8  manavotra izy amin' ny toerana tsy misy lalana. [2.117#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  17  Proverbs containing the word manavotra

Entry (2/2)18  manavotra
Root  19  avotra
Part of speech  20  active verb
Explanations in Malagasy  21  [1.78] [Tambahoaka, Tanala] manongotra : Mañavotra kajaha i Misy (manongotra mangahazo i Misy)
22  [1.78] [Bezanozano] mamindra, manetsa
Explanations in English  23  [1.2] To root up, to pluck up, to eradicate
Morphology 
24  Present :
25  Past :
26  Future :
Synonyms  27  miavotra

Updated on 2024/12/29