|
|
|
|

Entry1  mandihy
Root  2  dihy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mampihetsika ny tongotra sy ny tanana miaraka amin' ny amponga sy ny zavamaneno mampientanentana: Faly loatra izy ka rafitra nandihy [1.1]
Explanations in English  5  to dance [1.2, 1.7]
Explanations in French  6  danser [1.8]
Examples  7  Akoho lahy mihehy lavenona ireny, ka mandihy ambony fasan-drazana. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Analogs  12  mitsinjaka, mirebika, mitotorebika
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word mandihy

Updated on 2023/05/16