Entry | 1 mandihy tsy torahan-damba |
Part of speech | 2 locution |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] ilazana ny olona diso faly loatra ka avy hatrany dia mandihy tsy maharay lamba hatao sikina akory |
Explanations in English |
4 [1.2] to dance before one's turn comes; lit. to dance before a lamba is thrown to one |
Elementary words | 5 mandihy, tsy, torahana, lamba |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |