Entry | 1 mandoro |
Root | 2 doro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mampirehitra: Nandoro ny tanàna ny fahavalo dia lasa Manao izay hahamasaka: Mandoro biriky tanimanga Manao: Mandoro arina |
Explanations in English |
5 [1.7] to burn |
Explanations in French |
6 [1.8] brûler |
Examples |
7 Saingy na dia mahasoa amin' ny fanaovan-taozavatra aza ny afo, dia mety mandoro sy mampidi-doza koa. [2.470] 8 Tsy baomba tsotra intsony no nalefan' ny Anglisy, fa baomba mandoro. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 13 mandotra, mandrehitra, mampirehitra, manatsolo, manatsetsaka |
Compound words |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word mandoro |
Anagrams | 16 |
Updated on 2025/01/21 |