Entry | 1 mandranto |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mandeha manao varotra any an-tany lavitra ny fonenan' ny tena: Eninta ma izao no nandranto any amorontsiraka Rabe Mandeha any an-tany lavitra mba hitady vola na zava-tsoa hafa: Lasa nandranto fianarana ambony any andafy izy |
Explanations in English |
4 [1.2] to trade, to traffic, to engage in commerce. 5 [1.7] to travel about trading |
Explanations in French |
6 [1.8] trafiquer en voyageant |
Examples |
7 [2.445#] mandranto fianarana didy akanjo ny tanora. 8 [2.131] fa tsy maty tsy akory i zokinao fa mbola mandranto 9 [1.437#] Ny tovolahy màtokitoky dia miezaka mandranto any amoron-tsiraka. |
Root | 10 ranto |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mandranto |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |