|
|
|
|

Entry1  mandrava sivana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] manakorontan-javatra, tsy mahay mandamina fa mampisaritaka, manabataba
Elementary words  4  mandrava, sivana
Synonyms  5  mandrava laharana
Analogs  6  mandrava tantana

Updated on 2024/12/10