Entry | mandriona (riona) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mivily amin' ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahavoa ahy Mivembena, mirepirepy ohatra ny olona jenjina, fanina [1.1] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Synonyms | miriona | ||||||
Anagrams | mandriona, manindroa, miandrano, miandrona, miondrana, mondraina |
Updated on 2023/01/20 |