|
|
|
|

Entry1  manenona
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsivalana: Ny vehivavy taloha saika nahay nanenona daholo
Teny misy ifandraisany: mamoly, mamorovoro, manantsody, manalo, manira, mahandro, maneza, manantsodyfanindroany
Explanations in English  4  [1.7] to weave
Explanations in French  5  [1.8] tisser
Examples  6  [2.472] Tsy misy manenona lambamena moa any Antsihanaka.
Root  7  tenona
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Proverbs  12  Proverbs containing the word manenona

Anagrams  13  anenoman, manenona, namenoan, nanenoam, nanenoma

Updated on 2025/02/02