Entry (1/2) | 1 manindrahindra |
Root | 2 hindrahindra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy [1.1] |
Explanations in English |
5 to toss a child playfully; to make light of a person [1.7] |
Explanations in French |
6 balloter, balancer, faire sauter entre les bras [1.3] 7 balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un [1.8] |
Examples |
8 aty aminareo fararanom-bahiny any aminay fararanom-bahoaka aty aminareo trano be tsy omby roa any aminay lapa lehibe tia maro mitaiza zaza be lelo ka samy manindrahindra ny azy [2.131] 9 Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia [4.27] 10 Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany [2.895] |
Morphology |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word manindrahindra |
Entry (2/2) | 16 manindrahindrà |
Root | 17 hindrahindra |
Part of speech | 18 imperative of active verb manindrahindra [Full list] |
Explanations in Malagasy |
19 [1.1] |
Anagrams | 20 anindrahindram, manindrahindra, manindrahindrà |
Updated on 2023/01/20 |