|
|
|
|

Entry (1/2)1  manindrahindra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mandrotsirotsy; manasohaso, mandokadoka mba hamitaka, manao lela mamy
Explanations in English  4  [1.7] to toss a child playfully; to make light of a person
Explanations in French  5  [1.3] balloter, balancer, faire sauter entre les bras
6  [1.8] balancer et faire sauter un enfant; se jouer de quelqu'un
Examples  7  [2.131] aty aminareo fararanom-bahiny
any aminay fararanom-bahoaka
aty aminareo trano be tsy omby roa
any aminay lapa lehibe tia maro
mitaiza zaza be lelo
ka samy manindrahindra ny azy

8  [4.27] Mety ho azo adika ho firaisana tsikombakomba izany, amin’ny farany, avy amin’ireo izay manindrahindra ny demokrasia
9  [2.895] Endrey izato fanombanan' i Tovo ity zanak' olona vao nividianany akanjo tsara tarehy ka mijery azy manindrahindra ny volony eo an-tokotany
Root  10  hindrahindra
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Proverbs  15  Proverbs containing the word manindrahindra

Entry (2/2)16  manindrahindrà
Part of speech  17  imperative of active verb manindrahindra [Full list]
Explanations in Malagasy  18  [1.1]
Root  19  hindrahindra

Anagrams  20  anindrahindram, manindrahindra, manindrahindrà

Updated on 2025/04/14