Entry 1/2 |
manindrana
(indrana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha akaikin' ny...; mandeha manaraka ny sisin' ny [1.1]
|
Explanations in French | Aller à côté de [1.3]
|
Examples | Afa-tsy ny ranonorana, dia manindrana ranomasina tsy latsaka ny folo siny isan-tsegondra izao izahay, ary mbola ho fanampin' izany ny hatsiaka sy ny rivotra manempotra tsy azo iainana.
[2.471]
|
Morphology |
Present : |
manindrana |
Past : |
nanindrana |
Future : |
hanindrana |
Imperative : |
manindràna |
|
|
Entry 2/2 |
manindràna
(indrana)
|
Part of speech | imperative of active verb manindrana
|
Explanations in Malagasy | [1.1]
|
Explanations in French | [1.3]
|
|