|
|
|
|

Entry1  manintsana avido
Part of speech  2  locution
Allegation  3  manomboka [1.1]
Examples  4  [5.mg.http://www.macp.gov.mg/blog/divers-kabary-am-panambadiana-tohiny-4/] Izay ary no tehin-dava manintsana avido sy sava ando manajary ny dia, mitondra any amin’ny votoatin-dresaka izay tsy inona fa ny hetahetan’izato Andriamatoa efa nomenareo toerana voatokana izato [kabarin' ny ministra MAKV, 2014/01/24]
Elementary words  5  manintsana, avido

Updated on 2024/12/07