Entry 1/2 |
manomboka
(tomboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manao ny fiandohany: Tamin' ny valo aho no nanomboka ny entimodiko Manao voalohany: Iza no nanomboka ady taminareo roa lahy Miandoha, tonga ny fiandohany: Manomboka sahady lahy ny fahavaratra
[1.1]
|
Examples |
1 | manomboka izao ankehitriny izao ialahy, izao dia izao, dia any alatrano ialahy no matory.
[2.470]
|
2 | Amin' ny fito no manomboka ny asa, dia mijanona amin' ny iray.
[2.472]
|
|
Morphology |
Present : |
manomboka |
Past : |
nanomboka |
Future : |
hanomboka |
Imperative : |
manombòha |
|
|
Entry 2/2 |
manomboka
(tomboka)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Manisy marika amin' ny vy mahamay, mitetika: Misy olona manomboka ny tarehiny any Afrika [1.1]
|
Morphology |
Present : |
manomboka |
Past : |
nanomboka |
Future : |
hanomboka |
Imperative : |
manomboha |
|
|