Entry (1/2) | 1 mankahala |
Root | 2 hala |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Tsy tia mainty, manao hala volo; manan-kevitra hanisy ratsy: Mankahala an' io mpangalatra io ny mponina rehetra ~ Hitako famankahala ny zanako ianao Tsy tia, tsy mahazoazo: Mankahala ny ady ny olona tia fandriampahalemana |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to hate 6 [1.2] to abhor |
Explanations in French |
7 [1.8] haïr |
Examples |
8 Manonofy mandray taratasy tsy misy sonia : misy mankahala any ho any. [1.381#] 9 Fantatry ny rafozany tsara fa mankahala ny toaka sy ny forongony Zaka, ka iza àry no nanolotra azy? [2.5#] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 mankahalà |
Root | 16 hala |
Part of speech | 17 imperative of active verb mankahala [Full list] |
Anagrams | 18 |
Updated on 2025/01/21 |