Entry (1/2) | 1 manolikoly |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy |
Explanations in English |
4 [1.7] to cajole; to care for |
Explanations in French |
5 [1.8] cajoler, entraîner par des promesses |
Root | 6 kolikoly |
Morphology |
|
Synonyms | 11 manakolikoly |
Entry (2/2) | 12 manolikoly |
Part of speech | 13 active verb |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana |
Explanations in English |
15 [1.7] to bribe |
Root | 16 kolikoly |
Morphology |
|
Synonyms | 21 manakolikoly |
Updated on 2024/12/26 |
![]() |