Entry 1/2 |
manongana
(ongana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Maniera zavatra ka ny lohany no atao ambany: Iza no nanongana ity sarivongana ity?
Manesotra olona amin' ny toerana ambony nisy azy: Ny Jeneraly no nanongana ireo minisitra rehetra teo aloha [1.1]
|
Explanations in English | To thrown down, to reduce, to expel. [1.2]
|
| To cast down; to overthrow a ruler; to disgrace [1.7]
|
Explanations in French | Jeter à terre; renverser un souverain ou un gouvernement; excommunier [1.8]
|
Morphology |
Present : |
manongana |
Past : |
nanongana |
Future : |
hanongana |
Imperative : |
manongàna |
|
|
Entry 2/2 |
manongàna
(ongana)
|
Part of speech | imperative of active verb manongana
|
Explanations in French | [1.3]
|
|