|
|
|
|

Entry1  masaisay
Root  2  saisay
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina
Maraorao, masaosao
Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta
5  [1.13] tsy malama
Explanations in French  6  [1.13] rêche
Examples  7  Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany. [2.470]
Analogs  8  masaosao, malailay, maraorao, mivoho-mamba, marokoroko

Updated on 2024/12/11