|
|
|
|

Entry1  masaisay
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Marokoroko toa misy bontsimbontsina kely manindrontsindrona: Masaisay ny vatovary raha tsapaina
Maraorao, masaosao
Handatra maisatra: Masaisay ny kaky manta
4  [1.13] tsy malama
Explanations in French  5  [1.13] rêche
Examples  6  [2.470] Maina sy mangirana ny hodiny ary toa vato fisaka ny tongony, toa kapa vita ho azy ny hatevenan' ny faladiany, kitroina toa vatokely ny tonon-dratsany ary masaisay by felatanany.
Root  7  saisay
Analogs  8  masaosao, malailay, maraorao, mivoho-mamba, marokoroko

Updated on 2024/12/11