|
|
|
|

Entry1  matevin-koditra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] ilazana ny hodi-javatra mivatravatra sy dontodonto ka zary matevina
Tsy azo anarina na azo antenaina hihatsara na hivoatra
Elementary words  4  matevina, hoditra

Updated on 2024/12/07