|
|
|
|

Entry1  maty amboa
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny olona notsaraina fahagola tamin' ny fampinomana, saingy tsy ny tena no nampisotroina tangena fa amboa izay natao solon' ny tena; koa raha maty na resy io amboa io dia resy ilay olona, ary raha velona ilay amboa dia velona ilay olona
Elementary words  4  maty, amboa
Synonyms  5  resy amboa, velona amboa

Updated on 2024/12/10