|
|
|
|

Entry1  maty maina
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] niasa tsy nahazo karama, vizana sy sahirana nefa tsy nahazo na inona na inona
Elementary words  4  maty, maina

Updated on 2024/12/07