|
|
|
|

Entry1  mendri-kaja
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsara fanahy, tsara toetra, ka antonona ny hatsarany ny voninahitra atolotra azy
Examples  4  [2.499#] Ny antoandro, noho ny fahaizany miresaka sy noho izy lehilahy mendrikaja dia fantany hatramin' ny efitra fandrian' Ikemba sy ny fatoriany.
Elementary words  5  mendrika, haja

Updated on 2024/12/07