Entry (1/2) | 1 miafara |
Root | 2 fara |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah 5 Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana [1.1] |
Explanations in English |
6 To be last, to be at the end. [1.2] 7 to terminate; to end up in a certain way [1.7] |
Explanations in French |
8 se terminer, finir, finir d'une certaine façon [1.8] |
Examples |
9 raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny. [2.470] 10 Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina. [2.5] |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 15 miafarà |
Root | 16 fara |
Part of speech | 17 imperative of active verb miafara [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Explanations in French |
19 [1.3] |
Anagrams | 20 iafaram, miafarà, miafara |
Updated on 2023/01/20 |