|
|
|
|

Entry (1/2)1  miafara
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza zavatra iray izay ny farany: Miafara amin' ny h ny hoe Rajonah
Mipaka, mihatra: Miafara any an-dranomasina daholo ny renirano rehetra ~ Tandremo sao miafara aminao ny fiampangana
Explanations in English  4  [1.2] To be last, to be at the end.
5  [1.7] to terminate; to end up in a certain way
Explanations in French  6  [1.8] se terminer, finir, finir d'une certaine façon
Examples  7  [2.470] raha tsy miafara ho jamba izy ireny, dia katraotraofin' ny aretina mandra-pahafatiny.
8  [2.5] Niherika Railovy, ka nahatazana azy nidina moramora nanaraka ny vatan-kazo sady nanainga ny rambony miafara amin' ny lefona feno poizina mahatsiravina.
Root  9  fara
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  miafarà
Part of speech  15  imperative of active verb miafara [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Root  18  fara

Anagrams  19  iafaram, miafara, miafarà

Updated on 2025/04/19