|
|
|
|

Entry1  miasa vava
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] miteny be dia be fa tsy arahin' asa: Mandraisa angady fa aza miasa vava eo ry leroa
Elementary words  4  miasa, vava

Updated on 2024/12/07