Entry |
mibarera
(barera)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha miadana, mitari-damba: Rakoto ilay hitako nibarera anikeheo izay Miroraka, milatsaka toy ny elatra na ny lamba tsy zakan' ny tompony: Mibarera ny elatr' ity vorona ity Kivy, ketra-tsaina, manana endrika marikivy [1.1]
|
Explanations in English | To be unable to fly high any longer, as a tired bird; to wear loose and flowing garmets dragging on the ground; to be loose, as the sides of a tent not properly stretched. See rebareba,
refarefa
[1.2]
|
Examples | Aza malahelo, hono, rahavako, fa raha mibarera elatra toa hipetraka, hono, izy, tsy fitia fa avona;
[1.301]
|
Morphology |
Present : |
mibarera |
Past : |
nibarera |
Future : |
hibarera |
|
|
Entry |
mibarera
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
mirenireny
[1.78]
|
Explanations in English | [Provincial]
To go about freely, to be at liberty, to be unrestrained, as the air, birds, savages, etc. [1.2]
|
Morphology |
Present : |
mibarera |
Past : |
nibarera |
Future : |
hibarera |
Imperative : |
mibarerà |
|
|