|
|
|
|

Entry1  midadasika
Root  2  dadasika
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  Lehibe, migodana: Midadasika ny kianja eo Mahamasina [1.1]
Explanations in English  5  wide and level [1.2]
6  spacious, extensive [1.7]
Explanations in French  7  Etre spacieux, vaste, large, énorme, d'une forte carrure: Midadasika io tendrombohitra io (Cette montagne est énorme) [1.3]
8  être spacieux, vaste [1.8]
Examples  9  Lahasaha lemaka sy tena midadasika no tazany ery ambany. [2.472]
10  Nitsinjaka izy sy ny ankizy, dia nitotorebika nanao fari-bolana hitsipy sandry eran' ny ahi-maitso mavan' ny ranomasina midadasika. [2.5]
Analogs  11  midadasika, malalaka, be sakana migodana, lava oroanana, lava ezaka, tsy taka-basy, tsy hita fetra, tsy hita lany, tsy hita noanoa, tsy hita pesipesenina, tsy hita avanavana, tsy hita popòka, tsy taka-pololorina, tsy takatra eritreritra, tsy azo veroka

Updated on 2023/01/20