Entry |
midiniha > midinika
(dinika)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miara-mihevitra, mandinika miaraka: Mbola midinika io raharaha io ny Minisitra Manatona (olona) mba hiresaka momba...: Tonga aho hidinika aminao ny fianaran' i Solo [1.1]
|
Explanations in English | To converse secretly, to talk over affairs minutely and singly [1.2]
|
| To examine something together, to counsel together [1.7]
|
Explanations in French | Examiner ensemble, prendre conseil ensemble: [1.8]
|
Examples | Tsy maintsy falifaliana nefa ny vazaha, ka nony nidinika kely teo, dia tapaka ny hevitra fa hatao ny nangatahin-dry zareo.
[2.472]
|
Morphology |
Present : |
midinika |
Past : |
nidinika |
Future : |
hidinika |
Imperative : |
midiniha |
|
|