Entry (1/3) | 1 midona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mipaika mafy amin' ny zavatra iray: Nidona tamin' ny vato ny lakana ka saika nivadika Miafara, tonga hatramy..., mivoaka: Midona any Ankadifotsy itý lanankely itý Mirohondrohona: Midona ny orana any Ankaratra. teny enti-milaza fa mipaika ny mpilalao iray amin' ny lalao daomy, izany hoe tsy manana masom-bato mitovy amin' izay miseho, ka mampandeha an' ilay ao aorianany |
Explanations in English |
4 [1.7] to collide with, to bump into something |
Explanations in French |
5 [1.3#113, 1.8] heurter 6 [1.3#113] choquer, se heurter aller trouver, aboutir à 7 [1.8] se cogner contre |
Examples |
8 [2.471] Dia ho izay henonay midoboka izay tokoa ve ny vatan-tsambo midona amin' ny vato? 9 [1.3#113] nidona tamin' ny haram-bato ny sambo ka vaky (Le navire a heurté contre un rocher et il s'est brisé) 10 [1.3#113] midona eny amin' ny kianja io lalana io (Ce chemin aboutit à la place) |
Root | 11 dona |
Morphology |
|
Analogs | 16 mipoka, migona |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word midona |
Entry (2/3) | 19 midonà |
Part of speech | 20 imperative of active verb midona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Explanations in French |
22 [1.3#113] |
Root | 23 dona |
Entry (3/3) | 24 midona |
Part of speech | 25 active verb |
Explanations in French |
26 [1.3#114] passer (aux dominos) |
Vocabulary |
27 Game |
Root | 28 dona |
Anagrams | 29 andomy, dinamô, donaim, idonam, mandio, manody, midonà, midona, mindao, mionda, namody, naodim, nodiam |
Updated on 2025/04/19 |
![]() |