Entry | 1 mifaly |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy |
Explanations in English |
4 [1.2] to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. 5 [1.7] to be happy, to rejoice |
Explanations in French |
6 [1.8] être heureux, se réjouir; se contenter |
Examples |
7 [2.857#] amin' izany ny mpanjaka sy ny vahoaka dia mihaingo sy mifaly. 8 [1.437#] Nantsoin-dRakotondradama ny sakaizany maro hiara-mifaly aminy. |
Root | 9 faly |
Morphology |
|
Analogs | 14 mibitaka, mipi-kelika, mihoby, miarahaba tena, mitaba, mitavana, mientan-kafaliana, mifalihavanja, miriaria, miriadriaka, mihavatravatra, mampandihy ampinga, mitsipy sandry |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mifaly |
Anagrams | 17 family, filima, mifaly |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |