Entry (1/2) | 1 mifanipaka |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mitovy amin' ny mifandaka 4 [1.13] voan'ny fanintona |
Explanations in French |
5 [1.13] se convulsionner |
Examples |
6 [2.471] Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko. |
Root | 7 tsipaka |
Morphology |
|
Entry (2/2) | 12 mifanipaka |
Part of speech | 13 adjective |
Explanations in Malagasy |
14 [1.13] tsy afaka miaraka |
Explanations in French |
15 [1.13] incompatible, discordant |
Illustrations |
|
Anagrams | 17 mifanapaky, mifanipaka |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |