|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifankahita
Root  2  hita
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany [1.1]
Examples  5  Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita. [2.529]
6  Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany! [2.499]
7  Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra. [2.470]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  mifankahi
Root  14  hita
Part of speech  15  imperative of active verb mifankahita
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]
Tables and plates  18  All the active imperatives

Anagrams  19  mifankahita, mifankahità, mifankahita, mifankahità

Updated on 2023/01/21