|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifankahita
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mihaona: Dimy taona izao isika no nifankahita farany
Examples  4  [2.529] Saingy tsaratsara kokoa ho anay ny tsy mifankahita.
5  [2.499] Ny mason' eritreritr' izy rehetra mbola mifankahita ihany!
6  [2.470] Isaky ny roa volana vao mifankahita raha haingana indrindra.
Root  7  hita
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Entry (2/2)13  mifankahità
Part of speech  14  imperative of active verb mifankahita [Full list]
Explanations in Malagasy  15  [1.1]
Explanations in French  16  [1.3]
Root  17  hita

Anagrams  18  ifankahitam, mifankahità, mifankahita

Updated on 2025/04/14