|
|
|
|

Entry1  mifanohitra
Root  2  tohitra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy
Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana
Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony
Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao
Explanations in French  5  [1.13] opposé, contraire
Examples  6  [2.471] Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko.
7  [2.5] Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo.
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Updated on 2024/12/22