|
|
|
|

Entry1  mifanohitra
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mifanalavitra be toy ny atsimo sy avaratra, mifanipaka, mifandaka: Mifanohitra ny mamy sy ny mangidy
Tsy mitovy hevitra, miady: Mifanohitra ny Tandrefana sy ny Tatsinanana
Tsy mifanaraka, tsy mifandrindra: Mifanohitra ny teny lazain' ny vavany sy ny asa ataony
Tsy mifanaraka amin' ny..,: Mifanohitra amin' ny fitsipiky ny Fikambanana ny nataonao ka horoahina ianao
Explanations in French  4  [1.13] opposé, contraire
Examples  5  [2.471] Raha nanontaniana aza angamba aho dia ho any amin' ny mifanohitra aminy no ho notondroiko.
6  [2.5] Misy hevitra mifanohitra manorisory ahy fatratra iny arira iny, hoy indray Zaka somary nalahelo.
Root  7  tohitra
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 

Updated on 2024/12/22