Entry (1/2) | 1 miforona |
Root | 2 forona |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana 5 Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" [1.1] |
Explanations in English |
6 to be created, to be formed; to be founded [1.7] |
Explanations in French |
7 être crée, être formé; être fondé, établi; s'organiser [1.8] |
Examples |
8 Tsy misy very, tsy misy miforona. [2.5] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 15 miforòna |
Root | 16 forona |
Part of speech | 17 imperative of active verb miforona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] |
Anagrams | 19 foromany, iforonam, mifanoro, miforòna, miforona, noraofim |
Updated on 2023/01/20 |