Entry (1/2) | 1 miforona |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tonga, manjary: Nisy rivodoza niforona tampoka 10 km avy ao Antsiranana Miavy: Avy amin' ny "setroka" no niforona ny "manetroka" |
Explanations in English |
4 [1.7] to be created, to be formed; to be founded |
Explanations in French |
5 [1.8] être crée, être formé; être fondé, établi; s'organiser |
Examples |
6 [2.5] Tsy misy very, tsy misy miforona. |
Root | 7 forona |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 14 miforòna |
Part of speech | 15 imperative of active verb miforona [Full list] |
Explanations in Malagasy |
16 [1.1] |
Root | 17 forona |
Anagrams | 18 foromany, iforonam, mifanoro, miforòna, miforona, noraofim |
Updated on 2025/04/14 |
![]() |