Entry | 1 mihalohalo |
Root | 2 halohalo |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mihantona, mihebibehy eo ambony loha: Toa mahita zavatra mihalohalo eo ambony lohany foana, hono, izy 5 Miahanahana, tsy mandroso tsy mihemotra: Aza mihalohalo eo an-tokonana eo ianao fa midira raha hiditra 6 Misalasala: Mbola mihalohalo ihany ve ianao na hiara-kitsangantsangana aminay na hiarakandihy amin-dry Sahondra 7 Mijanona anelanelany, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa: Nihalohalo tamin' ny adin' ny Frantsay sy ny Alemanina i Soisa [1.1] |
Explanations in English |
8 to move, to be suspended, to look at from a distance, to be insufficient to fill a space; to be at liberty, to go about here and there. [1.2] |
Examples |
9 Teo amin' ny fangirifiriako tamin' ny namoizana an' i Dada malala no nihalohalo an' ny tandindony tao amin' ny lalako. [2.471] 10 Mbola tsy maty akory ny masoandro sy asabotsy hariva, dia efa nisy olona nisodisody sy nihalohalo teny akaikikaikin' ny tranony teny. [2.472] |
Morphology |
|
Analogs | 15 Miahanahana, miroahana, miherohero |
Proverbs | 16 Proverbs containing the word mihalohalo |
Anagrams | 17 mihalohalo, milohaloha, milohalohà |
Updated on 2023/01/20 |